Boky voalohan' ny Mekabiana


Ny Boky voaloalohan' ny Mekabiana dia boky ao amin' ny Baibolin' ny Fiangonana ôrtôdôksa etiôpiana izay mitantara ny tolona nataon' ireo Makabeo. Deoterôkanônika io boky io ao amin' io Baiboly io fa apôkrifa izy ho an'ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa hafa ary pseodepigrafa ho an' ny Prôtestanta. Ity boky ity mitantara fikomiana roa samy hafa nanoherana ny fanapahan' ny Seleokida manerana an' i Jodea (na Jodia). Misy toko miisa 36 ny boky.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne